Izay madio am-po no . . .

29 octobre 201719 h 05 min

13.1Deraina Jesosy fa tsara Izy. Haverina eto mandrakariva fa mbola famindrapon’Andriamanitra no hahafahan-tsika mifapizara eto. Mbola tia ahy sy ianao Izy. Amin’izao fotoana farany hiandrasan-tsika ny Mpampakatra izao dia mbola tiany izao sy ianao ho vonona amin’izany andro lehibe izany. Andro efa nandrasanao hatry ny ela. Vonona ve ianao. Sa mbola misy toe-javatra eo amin’ny fiainanao tsy maha-vonona anao? Mbola miteny aminao ny Tompo androany. Manasa anao hanaraka izany. Teny noetin’i Rahalahy Naivo