Ho avy anie Jesosy e!

5 novembre 201718 h 50 min

indexDeraina Jesosy fa tsara Izy, Mandrakizay ny famindram-pony. Nisesy tato ato ny hafatra fanairana ny amin’ny fihavian’ny Tompotsika. Tsy misy mahalala ny ora sy ny fotoana. Ny fatatra dia tsy maintsy hoa avy izany ary tsy maintsy ho tanteraka ny teny fikasana ny amin’ny fihavian’ny farany. Aiza ho aiza ny fihomananao an’izany. Raha anio alina ve Jesosy no tonga dia vonona ianao? Mbola tian-tsika Jesosy matoa mbola manaitra an-tsika Izy androany. Mbola tsy tara. Teny nampitondrainy ny mpanompony Rahalahy Hezekia.