Ny fiatsarambelatsia

13 novembre 20178 h 02 min

mask_off1Ny fankalazana dia ho an’Andriamanitra irery ihany satria tsara ary mpanao ny tsara Izy. Misaotra an’ny Tompo fa homeny ny teniny mandrakariva isika mba ho fanitsina izay diso. Hananan-tsika toe-panahy tsara araka ny sitrapony. Tokony mbola ho hita amin-tsika kristiana ve ny fiatsaram-belatsia. Na ny olona amin’izao tontolo izao aza tsy tia azy kanefa mbola hita ao amin’ny tempoly masin’Andriamanitra izany. inona ary no tokony atao? teny netin’ny mpanompony rahalahy Hezekia