Azo honerana ve ny taona lasa?

19 novembre 201719 h 18 min

running-out-of-timeMisaotra ny Tompo raha mbola afaka mifampizara eto. Raha mandinika ny lasa isika na dia samy mahatsapa fa betsaka ny fotoana very tamin’ny zavatra tsy mahasoa. Betsaka ny zavatra tiana haverina hanonerana ny tsy nety rehetra nefa ny lasa tsy hiverina intsony. Asa, firy taona izao no niainanao teto ambon’ny tany. Mba nolanianao tamin’ny inona re ny fotoananao e! Ny hafatra dia hoe araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa ratsy izao fiainana izao. Teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo