Ny Tompo tsy mahaela ny teny fikasany

27 novembre 201711 h 11 min

jesus-coming1 « Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon’ny olona ho fahelany …
Fotoana hiandrasantsika Kristianina ny fihavian’ny Tompo izao vanim-potoana izao. Mety efa nametraka fanotaniana ianao hoe rahoviana ihany satry na ireo olana taloha tany tahaka ireo apostoly aza dia efa nilaza fa akaiky ny fihavin’ny Tompotsika. Hatramin’izany andro izany no efa nolazaina izany zavatra izany ary mandrak’ankehitra dia tsy azo lavina fa tsy maintsy ho avy Jesosy. Rahoviana ary ? Teny netin’ny mpanompony rahalahy Rivo