Tsy misy tsy hainy atao
3 mars 202510 h 10 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho aminao sy ny ankohonanao. Tonga hampahery sy hanangana ny finoanao indray Andriamanitra androany. Iza moa ilay Andriamanitra izay tompoitsika io. Mba efa nandinika no momba Azy ve ianao? Mety feo filazan’olona no renao na mety tantara sy toriteny aza fa amin’ity androany ity dia ianao no omen’Andriamanitra fotoana ahatsapa ny heriny sy ny fahefany satria Izy ilay Andriamanitry ny tsy hay atao. teny nentin’i Pastera Hezekia
