Ilay Fanahy Mpanangana
23 février 202517 h 10 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao indray androany. Tonga ampahery sy ampianatra antsika misy misy kokoa indray ny tenin’Andriamanitra androany. Betsaka ny zavatra lalovantsika. Mety adinotsika angamba Jesosy nilaza ny amin’ny Fanahy Masina izay Halefany ampianatra antsika ny zava-miafina dia ny Fanahy Masina izay nanangana Azy tamin’ny maty. Jesosy anie hitondra rivotra fananganana ho anao amin’ity androany ity ka hanananao fanantenana ny amin’ny farany. Teny nentin’i Pastera Naivo