Tsy misy marimaritra hiraisana

19 février 202317 h 22 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy amin’ity androany ity. Tsy mora ny lalana ho any an-danitra raha mandeha araka nofo isika. Satria ny fanahy manohatra ny nofo ary ny nofo manohitra ny fanahy. Raha ny amin’ny nofo ny hihaintsika dia lavo mametika aminy zavatra maro eto amin’izao tontolo izao eto isika. Tena ilaina ny fijorantsika amin’ny tenin’Andriamanitra eny amin’ny fiaraha-monina misy antsika eny. Teny nentin’i Fr Hezekia