Tsy misy mampanahy

14 février 202116 h 10 min

Miarahaba anao izay manaraka tsy tapaka ny toriteny zaraina eto indray androany. Ny fahatsapako manokana dia hoe: tena tia anao Jesosy. Manana hafatra ho anao ndray nge Jesosy androany e! AZA MANAHY FA IZY NO HIAHY ANAO. Hiahy anao ny Ray. Toa misamboaravoara ny zavatra manodidina hitan’ny masonao. Fa Jesosy no miteny an’ireny dia mitsahatra ireny. Apetraho amin’i Jesosy ny  » SOUCIS  » anao rehetra. Teny nentin’i rahalahy Rivo