Finoana ihany

7 février 202117 h 07 min

Jesosy anie hamangy anao izay mazoto mangetaheta ny fahamarinana. Manana teny ho anao indray Jesosy androany. Ny amin’ny finoana no lohatenin’ny teny zaraina androany. Efa fahenotsika matetika ny toriteny ny amin’ny finoana fa matoa mbola niverina indray izany dia te hanamafy amin-tsika Jesosy fa amin’izao vanim-potoana izao indrindra no ilantsika ny finoana. manasa anao hanaraka ny teny nentin’i rahalahy Ezekia