Hifikitra ao Jesosy

31 janvier 202118 h 39 min

Jesosy anie hamangy anao androany. Mihazakazaka ny volana. Efa farany volana Janoary sahady androany. Mbola vonona ve ianao hanohy ny dihy miaraka amin’i Jesosy. Tsy misy mahalala ny zavatra hitranga rahapitso fa ny entina hamapherezana anao androany dia ianao mifikitra tsara amin’i Jesosy fa ao aminy no misy ny famonjena ho anao. Teny nentin’i fr Emile