Fialonana ve?

24 janvier 202118 h 27 min

Jesosy anie hamangy antsika mpanaraka tsy tapaka ny teny zaraina eto isaky ny alahady toy izao. Fampianarana momban’ny fialonana no ho zaraina amin-tsika androany. Ota malaky mahazo ny olona tokoa ny fialonana, eny fa na dia efa kristianina nandray an’i Jesosy aza. Ary io no anisan’ny toetra nahazo ny devoly fony mbola nitoetra teo anatrehan’Andriamanitra izy fahiny ary nazera tety an-tany. Liana ny amin’izany ve ianao? araho ary ny fampianarana nentin’i Fr Hezekia