Havaozina indray

17 janvier 202118 h 08 min

Jesosy anie hitahy anao manokana indray amin’ity androany ity. Mbola tsy fatatra izay mety zavatra ho hatrehan-tsika amin’ity taona vaovao ity ry havana. Ny zavatra azo antoka dia izao hoe efa miazakazaka mankany amin’ny fahampotehana izao rehetra izao. Mila havaozina isan’andro isika. Ny herinao ny tanjakao ara-panahy dia tena mila havaozina mandrakariva. Havaozina tahaka ny voro-mahery. Ho avy Jesosy dia mila vonona isika. Teny nentin’i Fr Emile