Asa kitoatoa

10 janvier 202116 h 40 min

Miarahaba anao amin’ny anaran’i Jesosy, izay mazoto manaraka ny toriteny zaraina eto. Jesosy anie hamangy ny tokatranonao indray androany. Mbola nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra no hahafahantsika manovo hery eto indray androany. Amin’izao fanarahana ny Tompontsika izao dia betsaka ny zavatra hatrehina. Mety betsaka ny tsy faha-hombiazana teo amin’ny taona 2020. Mety hanahoana ny taona 2021? anisan’ny mahatonga ny tsy faha-hombiazana ny tsirambona sy ny kitoatoa. Teny nentin’i Fr Hezekia