Mbola haharitra ve?

3 janvier 202123 h 06 min

Jesosy anie hitahy anao indray androany. Ho fampaherezana ny fanahinao anie ny teny ho zaraina androany. Tsy hay ny ampitso fa raha ny toe-javatra mitranga amin’izao fotoana izao dia mampieritr’eritra. Rehefa ao anatin’ny olana tokoa dia toa very hevitra, eny fa na dia ny efa antim-panahy aza. Tao no niala satria tsy naharitra. Mbola ho hita hijoro ve isika? teny nentin’i rahalahy Emile