Jesosy ao am-poko

27 décembre 202017 h 32 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay indray amin’ity androany ity. Hifarana ny taona, betsaka ny zavatra nitranga tamin’ity taona 2020 ity izay tsy noeritr’eretina akory kanefa nohon’ny famindrapon’Andriamanitra izay lehibe indrindra dia mbola hiaraka hamarana ity taona ity indray isika. Tsy fantatra izay mety mbola ho avy. Tsy antsika ny am-pitso, mety ho sarotra, mety ho mora. Raiso Jesosy ho am-ponao hitondra fiadananam-po ho anao sy ny ankohonanao. Teny nentin’i rahalahy Emile