Tia zanaka

20 décembre 202012 h 55 min

Nohon’ny fahasoavan’ny Tompo dia mbola hafaka mizara eto indray androany. Ny hafatra androany dia hoe sarobidy ny fitaizana ny ankohonana. Andraikitry ny ray aman-dreny ny fitaizana sy fikolokolona ny ankohonany mba ho taranaka vanona. Hahatonga ny taranakao ho tonga amin’ny tsara indrindra na ny ara-panahy na ny ara-nofo. Ary tsy ho nenina ho an’ny ray aman-ndreny any aoriana. teny nentin’i rahalahy Rivo