Jesosy no fahasambarana

13 décembre 202017 h 20 min

Manana teny ho zaraina mandrakariva amin-tsika Andriamanitra. Sambatra izay mangetahetan’ny fahamarinana fa izy no ho vokisana. Mitady fiadanana ve ianao hatramin’izay fa tsy nahita? Nihazakazaka tetsy sy teroa nitady fahasambarana kanefa toa tsy nety tonga amin’ilay fahasambarana tanteraka. Jesosy no vahaolana ilainao. Teny nentin’i rahalahy Hezekia