Tsy maintsy fahafatesana ve?

9 avril 202316 h 00 min

Mitondra inona eo amin’ny fiainako sy ny fiainanao ny nanoloran’i Jesosy ny ainy teo amin’ny hazo-fijaliana. Ny tsara marihina dia matetika Jesosy milaza ny teny hoe Mba hahatanteraka ny soratra masina. Jesosy tsy hoe maty satria izay no androny na izay no sitrak’izay nanolotra Azy fa nanolotra ny ainy Izy mba hahatanteraka ny soratra masina. Fampihavanana antsika amin’Andriamanitra, ho fanasitranana ny aretintsika, ny hanafahana antsika amin’ny geja maro samy hafa … Jesosy anie hanome anjara ho anao androany. Teny nentin’i Fr Emile