Jesosy irery no mahay manafaka

2 avril 202316 h 21 min

Mahatsiaro voafatotry ny zavatra maro samy hafa ve ianao? Toa mitady fitsaharana kanefa tsy mahita làlana hombana. Izao no nisehoan’ny Zanak’Andriamanitra dia ny handrava ny asan’ny devoly. Jesosy hafaka manafaka anao na dia androany ihany aza. Aza misalasala ianao manantona Azy. Reo zavatra maro izay efa namatotra anao nandritran’ny taona maro, Tapaka amin’ny anaran’i Jesosy. Ireo fanahy ratsy mampahory anao andro aman’alina, Rava sy potehina amin’ny anaran’i Jesosy tsy manjaka amin’ny tokatranona intsony androany. Teny nentin’i Fr Hezekia