Tsy Kristianina fotsiny fa

7 mars 202116 h 22 min

MIarahaba antsika mpanaraka teny zaraina eto aminy anaran’i Jesosy. Hamangy ny fanahinao indray anie ny tenin’Andriamanitra amin’ity androany ity. Aoka hanaiky ho mpianatra isika fa tsy hijanona ho kristianina fotsiny. Zay no teny zaraina androany. Mbola mpanaraka fomba pivavahana fotsiny isika raha mijanona aminy anarana hoe kristianina. Ny tena tadiavin’i Jesosy dia ny mba ho mpianatra izaho sy ianao. Mba ho mpianatra ny firenena rehetra. Teny nozarain’i rahalahy Ezekia