Fitiavana vola

28 février 202116 h 19 min

1 Kor 15:19
 » Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika. »
Miarahaba an-tsika tsirairay avy isan-tokatrano indray tafahaona eto. Mirary ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao mandrakariva. Ry havana aoka isika hahonontena amin’ny zavatra rehetra. Sanatria ho tafalatsaka ao anatiny filana maro tsy misy antony. Manasa anao hanaraka ny teny zaraina. Fr Naivo