ho avy ny fahoriana

2 novembre 20237 h 57 min

Jesosy anie hamangy antsika tsirairay avy indray androany. Mihazakazaka ny androny sy ny fotoana. Betsaka ny zavatra lalovatsika eny ety andalan’ny fanompoana ety. Mandalo olana sy sedra maro samy hafa. Tao no efa niala satria tsy naharitra, tao no nitady lalana hafa fa isika dia haharitra hatramin’ny farany. Amin’ny fahoriana lehibe no hidiran-tsika amin’ny fanjakan’ny lanitra. Mahereza fa izay maharitra hatramin’ny farany no ho vonjena. Teny nentin’i Fr Emile