Toe-mpanahy araka an’Andriamanitra

29 octobre 202317 h 10 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao mandrakariva. Tsy ho foana akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo. Fa ny fanantenantsika dia ao amin’i Jesosy mandrakariva. Ka raha manana fanantenana isika handova ilay mbola ho avy dia toe-mpanahy manao ahoana moa ny handovantsika izany. Tena ilaintsika ny manana fandinihan-tena mandrakariva ry namana malala. Mba tsy ho voafitaky ny saina sy fanhendren’ny nofo isika amin’ny fotoana isehon’ny fanjakan’ny lanitra eny amin’ny rahona. Teny nentin’i Fr Hezekia