Tsy hanaram-po

22 novembre 202412 h 38 min

Jesosy anie hitahy ny tokatranonao indray androany. Tsy mitsahatra manome hafatra ho antsika Andriamanitra mba ho fitaizana ny fanahintsika. Teny fohy no omena antsika androany dia ny hananantsika honiny amin’ny zavatra rehetra atao. Mitady fomba maro samy hafa ny devoly haminganana ny fiainantsika ara-panahy. Anisan’ny fomba tsara ho fiarovana ny famonjena antsika dia ny hamelantsika ny nofo hanaram-po amin’izao fiainana izao. Teny nentin’i Fr Tiana