Tandremo sao lavo

25 novembre 20248 h 48 min

Miarahaba ny anao mpanaraka tsy tapaka ny teny zaraina eto. Teny ho zaraina mba entintsika indray hamakivaky ity herin’andro vaovao ity. Tena tia anao Jesosy ary tsy tokony ho adinotsika izany. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny faharetantsika amin’izao lalan-danitra izao. Ny fizotran’ny fiainantsika dia tsy hoe malama foana fa mety misy ny ambony sy ny ambany. Kanefa ireny fotoana ireny dia efa misy lalana nomanin’Andriamanitra mba handresentsika. Mahereza fa izay maharitra hatramin’ny farany no ho vonjena. Teny nentin’i Pastera Naivo