Tsy fahafatesana no anton’izao

17 juin 201818 h 48 min

glory-of-godNy Tompo anie hitahy ny tokatrano tsirairay amin’ity androany ity. Tsy tahaka ny fihevitry ny olona ny fihevitr’Andriamanitra. Te ampahery anao indray ny tenin’Andriamanitra androany. Misy olana saro-bahana izay tsy ahitam-bahaolana ve? Tsy kisendrasendra no nahatonga anao teto. Te hanao zava-mahagaga amin’ny fiainanao Jesosy anio. Fa inona no vahaolana. Manasa anao aho hanaraka ny toriteny androany netin’ny mpanompony Pasteur Toky