Ho avy anie Jesosy e! sao dia tara

10 juin 201818 h 57 min

clock-animated 500Ny Tompo anie hamangy ny tokatranonao androany. Raha mbola maheno ity toriteny ity ianao dia tena famindram-po lehibe no homen’ny Tompo anao. Tena famindrampo lehibe. Tsy haiko hoe inona na ahoana ny toerana misy anao amin’izao fotoanao izao fa mila miresaka aminao Jesosy androany. Araraoty izao fotoana izao na dia fotoana fohy fotsiny aza handinihanao ny tenanao sy ny zavatra izay hiainanao fa ho tapitra ihany ny fotoana homena anao. Manasa anao aho, aza mangatak’ Andro. Hatolory an’i Jesosy ny fiainanao manotolo. Toriteny netin’ny mpanompony Pasteur Toky