Tsy ampy hery

28 août 202216 h 20 min

Misaotran’ny Tompo fa matoa mbola eo ianao dia mbola ny fanahin’Andriamanitra no mapangetaheta anao ny fahamarinana. Atao fahazarana ve ity fanompoana ity? Raha fahazarana fotsiny ihany dia tsy ho lasa lavitra isika ry havana malala. Mila ny herin’Andriamanitra isika raha te handroso. Misy sakana izay tsy resitsika matetika eo amin’ny lafim-pianana. Mila hery ny Fanahy Masina izany. Andramo ka izahao fa tsara Jehovah. teny nentin’i Fr Hezekia