Tsiambaratelon’ny fanekena

26 février 201718 h 58 min

Deraina Jesosy noho ny amin’ny famonjena vitany. Fanekena lehibe izay nataony mba hamonjena ny maro. Tombon’andro indray ny androany ahalalanao ny zava-dehibe ny amin’ny fanekana nataon’Andriamanitra taminao sy ny fanekena avy aminao. Henoy ny tohiny.

Teny nampitondrainy ny mpanompony RahalahyHezekia