Fanavaozana ny saina

5 mars 201719 h 38 min

Tsara ny Tompo, Mbola ny famindrapony no afaha-tsika mahazo fampianarana eto isan-kerin’andro. eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra dia misy mandrakariva ny fanamboarana ataony mba ho mendrika ny voninahiny ny fisianao eo amin’ny fanatrehany. Raiso, dinio dia ampiaro amin’ny fiainanao. Manasa anao indray ary hihaino ny teny nampitondrainy ny mpanompony Rahalay Naivo.