Mamerina ny anjaranao

12 mars 201719 h 32 min

Nohon’ny fahasoavan’ny Tompo dia mbola nomeny tombon’andro indray isika hafaka mifampizara ny fahasoavany eto. Raha manana olana ianao amin’ny andavan’andronao na ady hatrehana amin’ny sehatra rehetra na ara-nofo na ara-mpanahy dia manasa anao aho amin’ity toriteny ity handray indray ny anjaranao indray. Tsy lany hamamina ny tenin’Andriamanitra.
Teny nentin’ny mpanompony Rahalahy Rivo