Ianao izay miandry an’i Jehovah

21 mars 201716 h 45 min

Misaotra ny Tompo ny aminy teny homeny ny mpanompony mba ampaherezana an-tsika mandrakariva. Jesosy hanaitra anao indray androany fa mbola misy fanantenana ny aminao. Ho razaiko aminao eto indray ny toriteny ny alahady teo. Somary tara kely fa hiala tsiny indrindra. Teny hentina ampaherezana anao izay mitaraina andro aman’alina miandry ny vali-mbavaka. Hiatahy anao anie ny Tompo
Netin’ny mpanompony Rahalahy Naivo