Fakampanahy

26 mars 201718 h 09 min

Misaotra ny Tompo isika ny amin’ny tombon’andro izay nomeny antsika mbola ahafantsika indray mihaino ny teniny. Ny teny ho zaraina androany dia momban’ny fakampanahy. Fakampanahy dia anisan’ny ady izay hatrehin’ny Kristianina rehetra. Te hahafantatra bebe kokoa momban’ny fakampanahy ve ianao? Manasa anao anaraka ny toriteny netin’ny mpanompony Rahalahy Emile.