Ny fanjakan’Andriamanitra

2 avril 201719 h 15 min

Misaotra ny Tompo indray isika ny nanomezany antsika vatsim-panahy, hiatrehantsika ity herin’andro vaovao ity. Mety tsy ho vaovao aminao intsony ny teny hoe fanjakan’ny lanitra kanefa ny tenin’Andriamanitra dia feno zava-miafina. Manasa anao indray handray ny anjaranao androany. Teny nampitondrain’ny mpanompony rahalahy Ezekia