Maria sy Marta

9 avril 201718 h 33 min

Tsara ny Tompo, Misaotra ny amin’ny famindram-pony isan’andro fa mahagaga ny asany. Manana anjara indray ianao androany, betsaka ny zavatra ametrahatsika fanotaniana amin’ny fiainana. Ny teny ho zaraintsika androany dia ny amin’i Marta sy Maria, tsy ho diso anjara ianao ny amin’ireo fanotaniana napetrakao ka mety tsy nisy valiny.
Teny nampitondrain’ny mpanompony Rahalahy Naivo