Misy ny helo

24 avril 20178 h 17 min

Misaotra ny Tompo isika ny amin’ny teny omeny ho fanavaozana ny fanoloran-tena indray indrindra amin’izao andro farany izao. Ny teny ho zaraina androany dia ny amin’ny helo. Mbola misalasala ve ianao ny amin’ny fisian’ny helo. Mety mbola tsy resy lahatra tsara ianao ny amin’ny fiainana aorinan’ny fahafatesana. Hanome fanazavana bebe kokoa anao ny toriteny zaraina androany.
Toriteny netin’ny mpanompony Rahalahy Hezekia