Aoka hijoro ho mahatoky ianao

30 avril 201718 h 55 min

Tsara ny Tompo! Tia anao Izy matoa mbola nomeny tombon’andro indray ianao androany ahazo teny fampahaerezana, fampianarana, fanitsiana izay diso. Ny teny zaraina androany dia momban’ny fahatokiana. Betsaka ny tantara ao amin’ny baiboly manome ohatra ny amin’izany. Te hahalala bebe kokoa ny amin’ny fijoroana ho mahatoky ve ianao. Araho indray ary y toriteny nentin’ny mpanompony Rahalahy Hezekia androany.