Mila mandroso ara-mpanahy isika

8 mai 20179 h 54 min

Isaorana lehibe Andriamanitra fa tsara Izy ary mandrakizay ny famindrampony. Izy no nitarika sy nifidy an-tsika ho amin’izao làlana izao. Tsy vita eo amin’ny famonjena fostiny anefa ny làlana fa betsaka ny zavatra eo an’elanelan’izany. Te-handroso ve ianao? manasa anao indray aho hiaino ny toriteny noentin’ny mpanompony rahalahy Naivo. Hitondra hery ho anao izany.