Ny lanitra misokatra

21 février 201720 h 00 min

Nohon’ny famindrapon’ny Tompo dia mbola nomeny andro indray isika eto hifampizarana. Ity toriteny ity dia efa nande mivantana teto ihany. Kanefa azonao atao tsara ny mihaino izany ndray ho fampaherezana ny fanahinao. Mangetaheta ny hahita ny lanitra miskotra eo amin’ny fiainanao ve ianao? Misy zava-miafina lehibe ao anatin’izany. Manasa anao aho hanaraka ny toriteny tamin’ny alahady 19-02-2017

Teny nampitondrain’ny mpanompony Pastera Toky