Mila ny herin’Andriamanitra ianao

12 février 201719 h 26 min

Misaotra an’ny Tompo isika raha mbola afaka mihaino indray ny hafatra omeny ny mpanompony.
Sambatra ianao raha mbola nomen’Andriamanitra tombon’andro anio hafaka mihaino ny tenin’Andriamanitra. Te hanome hery anao Andriamanitra androany. Mahalina anao ve izany. Henoy ary

Teny nampitondrainy ny mpanompony Pastera Toky