Mihemotra, Mivily, Mangatsiaka

5 février 201720 h 14 min

Noho ny fahasoavan’ny Tompo no nanomezany an-tsika indray fotoana androany hifampizarana. Fahasoavana lehibe ho antsika no mbola hananan-tsika mpanompon’Andriamanitra mizara ny teny fahamarinana.
Raha fitinina ny teny zaraina androany dia momban’ny faharetana amin’ny fanarahana ny Tompo. Tsy kilalao na sangisangy ty lalana makany an-danitra ity fa mila faharetana. Ao anatin’izany lalana izany betsaka ny zavatra mety mitranga dia ho azonao izany rehetra izany fa araho ny toriteny izay eto ambany dia tahin’i Jesosy manokana ianao.