Aza manadino

29 janvier 201719 h 51 min

Misaotra an’Andriamanitra fa mbola misy hafatra ho ahy sy ho anao indray androany.
Ny loha-hevitra izay ambara aminao androany dia ny hoe Andriamanitra tsy mahafoy ary tsy manadino anao. Manombok’izao dia hataontsika version audio indray ny toriteny rehetra zaraina. Dia mazoto ary mihaino.

Teny nampitondrain’ny mpanompony Pastera Toky