Tonga olom-baovao

21 novembre 202113 h 14 min

Tonga hamangy anao indray ny tenin’Andriamanitra androany. Jesosy anie hitahy anao manokana. Ny teny zaraina androany dia ny hoe tonga olom-baovao. Hatramin’izay nivavahanao sy nandraisanao an’i Jesosy izay ve dia efa nahatsapa ianao fa tsy ilay toetra namatotra anao fahiny ireny intsony ny toetranao amin’izao fotoana izao? Sa mbola ianao ilay mora tezitra sy mbola mialona ny namanao voatahy ihany io? Teny nentin’i Pastera Rivo