Tonga ilay nandrasanao

14 novembre 202117 h 25 min

Tononiko amin’ny anaran’i Jesosy ho anao sy ny tokatranonao izay mampiantrano ity toriteny ity ny fahasaoavan’ny Tompo androany. Mety ho gaga ianao hoe inona re no andrasanao e? Tsy fantatro izay andrasanao amin’i Jesosy fa ny fantatro dia hoe te hanokatra ny sainao Izy amin’io zavatra andrasanao aminy io. Raha mino ianao de ho hitanao fa Andriamanitra dia manana fomba maro hitahiana anao sy ny tokatranonao. Pastera Emile