Tonga Jesosy hampiavana

24 octobre 202116 h 52 min

Jesosy anie hitahy manokana anao izay manaraka ity teny zaraina ity androany. Tsy maty antoka ianao satria Jesosy te hitondra fiainana ao amin’ny tokatranonao. Tonga Jesosy ampihavana ny olona amin’Andriamanitra. Tsy amin’ny asa tsara na amin’ny vavaka tsara lahatra fa raha mino sy mandray an’i Jesosy ianao dia vonona izy hampiavana indray antsika amin’Andriamanitra. Teny nentin’i Pastera Emile