Ny feon’Andriamanitra

18 octobre 202111 h 54 min

Misaotran’ny Tompo fa mbola eo ianao. Jesosy anie hamangy ny tokatrano misy anao androany. Sarobidy ny feon’Andriamanitra satria ao aminy no misy ny aina. Mangetaheta fiainana ve ianao? mangetaheta hitombo hery ve? Ny feo avy amin’Andriamanitra ilay manangana no vahaolana ho ahy sy ho anao. Teny nentin’i Fr Hezekia