Izay mahatoky

10 octobre 202117 h 16 min

Misaotra an’i Jesosy fa mbola eo ianao, ilay mahatoky. Manana teny ambara mandrakariva amin-tsika Jesosy. Andriamanitra dia be fitiavana ary nandefa ny zanany lahy tokana hamonjy ny maro. Ho anao izay efa nanaiky an’i Jesosy ary nandray Azy ho tompon’ny fiainanao manokana dia tsy manadio anao Jesosy fa eo mandrakariva Izy. teny nentin’i Pastera Rivo