Jesosy ilay fananganana

31 octobre 202118 h 05 min

Mino aho fa tsy ho diso anjara ianao androany. Nomen’i Jesosy tombon’andro isika satria te hiahy ny fiainanao Izy. Nafoiny ny lanitra mba hanome antsika ilay fiainana izay tsy nanantsika teo aloha. Te hanangana anao indray Jesosy androany. Efa maty ve ny finoanao? efa reraka ve ny fanahinao. Sasatry ny lalandavitra amin’izao fanompoana izao? Tononiko amin’ny anaran’i Jesosy. mitsagàna ary mahatanjà. Jesosy anie homba anao. teny nentin’i Pasteur Emile