Toetran’ny mpandrombaka

26 août 201819 h 23 min

téléchargementMamy mihoatra noho ny tantely ny tenin’Andriamanitra. Manasa anao indray androany ny Tompo handray ny anjaranao. Tsy mora ity lalana handehanan-tsika ity ry havana. Tena mila fandresen-dahatra mazava tsara mba ahafanan-tsika mandrobaka ny anjaran-tsika. Betsaka ny efa lavo, betsaka ny efa nihemotra. Mivavaka ho azy ireny isika mba hiverenany indray fa izao sy ianao dia mbola ety am-piazakazahana. Samy te ho tonga hatrany amin’ny farany. Mahereza fa kely sisa. teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo.